Canapé malagasy

Ito ary ny canape malagasy! Tsotra dia tsotra. Natao madinidinika izy ireto fa ho an’olona maro.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hiketrehana azy: 0 mn

Fotoana hikarakarana azy: 15 mn

Akora Ilaina

  • Pain de mie,
  • Mayonnaise, ketchup,
  • Carotte,
  • Vinaigrette,
  • Charcuterie.

Fomba fikarakarana Canapé malagasy

  1. Zaraina 4 ny pain de mie (1 tranche zaraina 4).
  2. Osorana mayonnaise sy ketchup efa nafangaro tsara.
  3. Apetraka eo ambony tranche de carotte efa nolomana vinaigrette 12h mialoha. Ary farany dia apetraka ny tranche de charcuterie (cervelas teto).

Mazotoa homana!

Nanolotra: Rova Andriantsoa.