Trondro sy ravitoto
Ito indray ary ny sakafo androany : « Sakafo Betsimisaraka » izy ity. Trondro sy ravitoto afangaro, tena tsara be mintsy. Isan’ny … Plus Trondro sy ravitoto
Ito indray ary ny sakafo androany : « Sakafo Betsimisaraka » izy ity. Trondro sy ravitoto afangaro, tena tsara be mintsy. Isan’ny … Plus Trondro sy ravitoto
Ito indray misy fomba hafa azo atao rehefa manana katsaka mba hampiovahova ny gouté ao antokan-trano: solovolo na mofokatsaka. Isan’ny … Plus Solovolo
Macaroni aux sardines. Isan’ny olona: 4 Fotoana hikarakarana azy: 5 mn Fotoana hiketrehana azy: 20 mn Akora ilaina Macaroni ; Sira, menaka, Rano ; … Plus Macaroni aux sardines
Ny paiso rakena dia anisany voakazo tena vokatra tokoa raha eto amintsika. Anisan’ny ireo manamarika ny vanimpotonanan’ny krismasy sy taombaovao … Plus Ny paiso rakena
Saosisy sy sosety : laoka tena tsara ny sosety afangaro amin’ny saucisse (so6 + so7 = so13 hoy ireo mpampiomehy). … Plus Saosisy sy sosety
Ity indray ny laokantsika androany : trondro frity. Tsotra sady mora ny mikarakara azy. Isan’ny olona: 4 Fotoana hikarakarana azy: 15 … Plus Trondro frity