Kapohana ny 2 œufs sy sel sy curcuma kely. Arotsaka ny 250g de farine sy rano 1 tasse tsy feno be. Afaka asiana levure chimique kely raha tiana. Avela hisy pause 30mn (azo soloina bière ny rano).
Tetehina tsy manify loatra, eo amin’ny 5mm eo ny baranjely 2. Asiana sel sy poivre. Ampandalovina anaty pate dia endasina.
Beignets d’aubergine
Beignets d’aubergine.
Isan’ny olona: 4
Fotoana hikarakarana azy: 45 mn
Fotoana hiketrehana azy: 20 mn
Sommaire
Beignets d’aubergine
Akora ilaina
Fomba fikarakarana beignets d’aubergine
Fanamarihana
Mazotoa mamerina!