Rappel kely indray, azo atao dessert sady mora atao be ny crème dessert.
Isan’ny olona: 8
Fotoana hikarakarana azy: 15 mn
Fotoana hiketrehana azy: 45 mn
Sommaire
Akora ilaina
- 100g de beurre
- 150g de farine
- 150g de sucre
- 1l de lait
- Parfum
- colorant
Fomba fikarakarana crème dessert
- Empoina anaty vilany ny 100g de beurre. Arotsaka ny 150g de farine ka aroina.
- Arotsaka ny 150g de sucre sy ny 1l de lait. Aroina mandra-pangotraka sy marihitra be. Arotsaka ny parfum sy ny colorant.
- Zaraina anaty coupes dia hampangatsiahina anaty frigo.
Fanamarihana
- Afaka mampiasa beurre margarine.
- Tehirizina 3 jours ao anaty frigo na tsy vaotery fa ela vao mivaingana.
- Afaka mampiasa lait en poudre fa 1l d’eau pour 6 càs de lait.
Mazotoa mamerina!
© Rova Andriantsoa

Jereo ihany koa:
Dessert exotique de Madagascar