Gâteau renversé au coco et à l’ananas

Gâteau renversé au coco et à l’ananas … au pif ny ingredients-ko.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 15mn

Fotoana hiketrehana azy: 1h

Akora ilaina:

  • Farine 150g
  • Levure 1/2 sachet
  • Beurre mou 100g
  • Atody 3
  • Siramamy 100g (caramel)
  • Siramamy 90g
  • Yaourt 1pot na crème fraiche 100ml
  • Noix de coco 50g
  • Sira indray mitsongo

Fiarakarana Gâteau renversé au coco et à l’ananas

  1. Sarahina ny tamena sy tapotsin’atody dia kapohina miaraka ny tamena sy siramamy, rehefa miakatra tsara dia alefa ny beurre, kapohina hitambatra tsara.
  2. Kapohina en neige ferme mitokana ny tapotsy sy sira. Rehefa vita dia afafy amin’nytamis ao amin’ilay tamena ny farine voafangaro tamin’ny levure ampina ny tapotsy mandrapatapitr’ireo.
  3. Afangaro délicatement dia alefa ny yaourt na crème ary farany ny noix de coco..
  4. Manao caramel amle siramamy 100g ka rehefa manomboka mahazo loko dia araraka anaty moule 24cm eo dia alahadahatra ny mananasy voatetika boribory. Ny ambiny tetehina madinika dia afangaro amin’ny pate dia araraka eo ambony.
  5. Ampidirina laforo 170° mandritra 1H eo ho eo.

C’est une tuerie ho an’izay tia sakafo misy coco otran’ahy.

Nanolotra:  Vola Rakotovao

Jereo ihany koa:

Gateau voatavo

Gateau à la fraise