Site icon Voyage à Madagascar

Beureck na crêpe salées panées na rouleau de printemps

Recette de Beureck na crêpe salées panées na koa rouleau de printemps amin’ny fomba malagasy.

Isan’ny olona: 4

Fotona ikarakarana azy: 1h20 mn

Fotoana iketrehana azy : 20 mn

Beureck na crêpe salées panées na rouleau de printemps

Akora ilaina

Fikarakarana Beureck na crêpe salées panées

rouleau de printemps
  1. Pate à crêpe pour 10 pieces: kapohana ny 2 oeufs sy 1/2càc de sel sy 1 càs de sucre sy 2 càs d’huile. Arotsaka ny 250g de farine sy 75 cl d’eau froide. Avela haka repos 30 mn à 1h. Endasina maina. Amin’ny voalohany ihany no osorana huile ny lapoaly.
  2. Rehefa voaendy dia asiana farce dia rouler-na toy ny nem. Ny farce teto dia jambon sy fromage dur en dés no natao fa azo soloina izay tiana ihany koa, ohatra hoe nofo-trondro na toto-kena sy zava-maitso.
  3. Ampandalovina atody voakapoka, avy eo chapelure dia endasina amin’ny menaka mafana tsara. Azo ampiarahana amin’ny sauce bechamel na koa salade.
crêpe salées panées

Fanamarihana

Mazotoa homana!

Beureck
Veuillez noter l'article :
Quitter la version mobile