Site icon Voyage à Madagascar

Beignets d’aubergine

Beignets d’aubergine.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 45 mn

Fotoana hiketrehana azy: 20 mn

Beignets d’aubergine

Akora ilaina

Beignets d’aubergine rapide

Fomba fikarakarana beignets d’aubergine

  1. Kapohana ny 2 œufs sy sel sy curcuma kely. Arotsaka ny 250g de farine sy rano 1 tasse tsy feno be. Afaka asiana levure chimique kely raha tiana. Avela hisy pause 30mn (azo soloina bière ny rano).
  2. Tetehina tsy manify loatra, eo amin’ny 5mm eo ny baranjely 2. Asiana sel sy poivre. Ampandalovina anaty pate dia endasina.

Fanamarihana

Beignets d’aubergine

Mazotoa mamerina!

Veuillez noter l'article :
Quitter la version mobile