Galettes de pommes de terre et boulettes de viande de boeuf.
Isany: 25
Fotoana ikarakarana azy : 30 mn
Fotoana iketrehana azy : 20 mn
Galettes de pommes de terre et boulettes de viande
Akora ilaina : galettes de pommes de terre
- 1kg ovy masaka voapotsitra ka asiana muscade rapée mamay
- 2portions fromage fondu
- 250g farine
- sel
Fikarakarana galettes de pommes de terre et boulettes de viande
- Afangaro daholo ny ingrédients rehetra. Atao mahazo pâte maimaina tsara.
- Atao boribory fisaka toy ny catless ary asiana masony sy vavany aminy sotrokely.
- Endasina, tsy mitroka menaka.
- Atao doré tsara toy izao sary manaraka izao.
Akora ilaina : boulettes de viande
- 350g toto-kena
- 1gousse d ail
- gingembre
- oignon voatetika madinika
- 1 oeuf
- sel
- poivre
Fikarakarana boulettes de viande
- Atao boribory madinidinika na vaventy araka izay tiana (mety ho vitsy kokoa raha vaventy).
- Endasina.
Veuillez noter l'article :