Site icon Voyage à Madagascar

Gnocchi à la bolognaise

Gnocchi à la bolognaise revisité.

Isan’ny olona: 4

Fotoana ikarakarana azy: 20 mn

Fotoana iketrehana azy : 30 mn

Gnocchi à la bolognaise

Akora ilaina

Fikarakarana Gnocchi à la bolognaise

  1. Afangaro ireo ingredients rehetra ka volavolaina mandra-pahazo pate mitambatra tsara.
  2. Zaraina boules marmaro ny pate. Volavolaina ho boudin tsirairay ny boules sady osorana farine kely ho maina tsara. Tapatahana ahazoana morceaux de 2cm.
  3. Tsindriana kely amin’ny fourchette tsirairay avy ny Gnocchi ahazoana ny endriny (étape facultative io fa tsy voatery atao).
  4. Arotsaka anaty rano mangotraka ireo Gnocchi ka raha vao mitsingevana dia esorina ary tsihifina.
  5. Atao anaty lovia jobo ny Gnocchi masaka. Asiana beurre na huile kely tsy hiraikitra mandra-pikarakara ny sauce.
  6. auce bolognaise tsotsotra: voasana ny tomates misimisy, rapena ny oignons sy ail sy totokena. Atao anaty vilany ireo dia tetehina kely. Rehefa ritra ny ranon’ny tomates dia asiana thym sy huile sy sel sy sucre kely sy poivre. Araraka ambony Gnocchi ny sauce.

Mazotoa homana!

Veuillez noter l'article :
Quitter la version mobile