Site icon Voyage à Madagascar

Soupe Tamatave : navoakan’ny Gastro Pizza ny tsiambaratelony

Soupe Tamatave

Soupe Tamatave

Faly miaharaba atsika rehetra izay mankafy ny bouillon de Soupe tamatave. Ato amin’ny lakozia ary isika izao dia andeha hanontaniantsika i Chef Veve ny fomba fikarakarana azy. Izy no haneho amitsika oe tahaka ny ahoana ny fanaovana ny bouillon.

Ahoana ary ny fomba fikarakarana ny bouillon de soupe Tamatave?

Mba ahazoana  fahasalamana tsara dia tsara ra averina sasana ireo akora ilaina amin’ny fikarakarana azy.

Inona tokoa no mahatonga ny bouillon ho lasa fotsifotsy ny lokony?

Lasa fotsifotsy tokoa izy io satria noketrehina mandritra ny andro maromaro.

Dia tahaka izay ary ny fomba fikarakarana azy.

Araka izany, hoan’izay rehetra mankafy ny Soupe tamatave ary dia indro atolotr’i Chef Veve sy ny DG an’ny Gastro Pizza ny tsiambaratelo fanaovana azy.

Akora ilaina

Ny fomba fikarakarana bouillon

  1. Sasana madio tsara aloha mba ho ara-pahasalamana ny akora tsirairay.
  2. Tanehina mandritra ny andro maromaro mba ahazoana bouillon fotsifotsy tsara.

Hoanao izay any faritra Majunga sy Diego Suarez dia  tsara ny manamarika fa ny soupe tamatave izay ataon’ny  Gastro Pizza dia « sans porc » na tsy misy kisoa.

Veuillez noter l'article :
Quitter la version mobile