Soupe Tamatave : navoakan’ny Gastro Pizza ny tsiambaratelony

Faly miaharaba atsika rehetra izay mankafy ny bouillon de Soupe tamatave. Ato amin’ny lakozia ary isika izao dia andeha hanontaniantsika i Chef Veve ny fomba fikarakarana azy. Izy no haneho amitsika oe tahaka ny ahoana ny fanaovana ny bouillon.

Ahoana ary ny fomba fikarakarana ny bouillon de soupe Tamatave?

Mba ahazoana  fahasalamana tsara dia tsara ra averina sasana ireo akora ilaina amin’ny fikarakarana azy.

Inona tokoa no mahatonga ny bouillon ho lasa fotsifotsy ny lokony?

Lasa fotsifotsy tokoa izy io satria noketrehina mandritra ny andro maromaro.

Dia tahaka izay ary ny fomba fikarakarana azy.

Araka izany, hoan’izay rehetra mankafy ny Soupe tamatave ary dia indro atolotr’i Chef Veve sy ny DG an’ny Gastro Pizza ny tsiambaratelo fanaovana azy.

Akora ilaina

  • Taolan-kisoa
  • Odin-kisoa
  • Ratsanan’ako
  • Lohalik’akoho

Ny fomba fikarakarana bouillon

  1. Sasana madio tsara aloha mba ho ara-pahasalamana ny akora tsirairay.
  2. Tanehina mandritra ny andro maromaro mba ahazoana bouillon fotsifotsy tsara.

Hoanao izay any faritra Majunga sy Diego Suarez dia  tsara ny manamarika fa ny soupe tamatave izay ataon’ny  Gastro Pizza dia « sans porc » na tsy misy kisoa.

0 commentaire sur “Soupe Tamatave : navoakan’ny Gastro Pizza ny tsiambaratelony”

  1. salama tompoko
    misaotra an’i M.Veve chef Pizza Tamatave fa manome tsy fohifohy ireto torohevitra nomenao ireo ve dia mahavita an’ilay soupe Tamatave;firy ny lititra ny rano,firy andro adin’ny firy no andahoin etc;;;;;;.a,tsy haiko fa matetika ny toro hevitra homeny ny « chez » mila men taliste ianao raha te havita tsara.

  2. Ny mahagaga anefa dia mbola ratsy ihany ilay soupe tamataven’i gastro, sao dia mba tsy tafitan’i sefo Vévé tany amin’ireo mpahandro ny hafatra? ny ratsy indrindra dia ilay etsy Analamhintsy

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *