Lasopy chinoise

lasopy chinoiseFomba fikarakarana lasopy chinoise spécial amin’ny fomba nahandro malagasy.

Isan’ny olona: 2

Fotoana hiketrehana azy: 10 mn

Fotoana hikarakarana azy: 5mn

 

Akora Ilaina

  • spaghetti 250g
  • mortadelle 100g
  • Atody 2,
  • persil
  • Azo asiana sardine na hena ihany koa.
sardine

sardine

Fomba fikarakarana lasopy chinoise spécial

  1. Apangotrahana ny rano mandritra ny 5 na 10 minitra.
  2. Arotsaka ny paty na spaghetti avy eo. Tsy atao masaka loatra.
  3. Asiana sira ary tsy ariana ny ranony fa afaka atao rô tsara.
  4. Kapohana ny atody ary avy eo dia endasina.
  5. Rehefa ao anaty baolina vao tetehana ny mortadel sy hena, sardine ary persil anaingoana azy.
persil et tranche fine de viande de boeuf

persil sy hena

Mazotoa homana!

Soupe Tamatave

Soupe Tamatave