Categorie Cuisine Malagasy

Korizety sy atody

courgettes aux oeufsKorizety sy atody amin’ny endriny hafa kely mampazoto homana : azo atao laoka na koa azo atao goûter hoan’ny ankizy.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 15 mn

Fotoana hiketrehana azy: 40 mn

Lire la suite

Vary mainty na vary amin’ny soja

Vary amin'ny sojaSakafo tsy misy hena anio: Vary mainty na vary amin’ny soja nampiarahina amin’ny ovy voahendy. Ny ovy eto no atao solona laoka fa afaka soloina zavatra hafa toy ny voanjo na voamaina.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 15 mn

Fotoana hiketrehana azy: 35 mn

Akora ilain...

Lire la suite

Vary sy korizety

riz aux courgettesSakafo tsy misy hena anio: vary sy korizety.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 15 mn

Fotoana hiketrehana azy: 40 mn

Lire la suite

Te-sham sy voanjo

Te-sham sy voanjoTe-sham sy voanjo: laoka tsy misy hena.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 25 mn

Fotoana hiketrehana azy: 40 mn

Lire la suite

Pitipoa sy karaoty

Pitipoa sy karaoty - laoka tsy misy henaNoho ny fangatahin’ny maro dia noezahina atao sakafo tsy misy hena no atao maromaro. Ka indro ary atolotra anao anio ny fikarakarana pitipoa sy karaoty.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 30 mn

Fotoana hiketrehana azy: 40 mn

Akora...

Lire la suite

Pates sauce au fromage

Pates sauce au fromageFaran’izay tsotra nefa tian’ny ankizy ny pates sauce au fromage.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 30 mn

Fotoana hiketrehana azy: 20 mn

Akora ilain...

Lire la suite

Bol renversé de nouilles

Bol renversé de nouillesSabotsy rahampitso ka Bol renversé de nouilles no soson-tsakafo.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 20 mn

Fotoana hiketrehana azy: 15 mn

Lire la suite

Pates et légumes sautés au beurre

pates et légumes sautés au beurreSakafo anio tsotra nefa mahavoky sy matsiro: Pates et légumes sautés au beurre.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 20 mn

Fotoana hiketrehana azy: 25 mn

Lire la suite

Pate levée

Pate levéePate levée :base pate à pain, pizza, calzone, panini pour 600g.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 20 mn

Fotoana hiketrehana azy: 40 mn

Akor...

Lire la suite

Catless kabaro

catless kabaroIto ary ny catless kabaro pour 20 pieces. Azoatao laoka na gouter.

Isany: 20

Fotoana hikarakarana azy: 20 mn

Fotoana hiketrehana azy: 30 mn

Akor...

Lire la suite