Ron’akoho sy angivy ary anamalaho
Laoka anio: Ron’akoho sy angivy ary anamalaho (bouillon de poulet) ampiarahina amin’ny sakay be endasina. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 25 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn Ron’akoho sy angivy ary anamalaho Akora Ilaina Akoho; Sira; Angivy; Anamalaho; Sakay be; Tongolo sy voatabia. Fomba fikarakarana ron’akoho sy angivy ary anamalaho Ron’akoho sy angivy … Lire la suite