Ron’akoho sy angivy ary anamalaho

Laoka anio: Ron’akoho sy angivy ary anamalaho (bouillon de poulet) ampiarahina amin’ny sakay be endasina.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hiketrehana azy: 25 mn

Fotoana hikarakarana azy: 15 mn

Akora Ilaina

  • Akoho;
  • Sira;
  • Angivy;
  • Anamalaho;
  • Sakay be;
  • Tongolo sy voatabia.

Fomba fikarakarana ron’akoho sy angivy ary anamalaho

Ron’akoho sy angivy ary anamalaho: tenehina halemy ny akoho sy sel. 5mn alohan ny androsoana azy dia arotsaka ny angivy sy anamalaho.
sakay be endasina: endasina 2mn ny sakay, asiana sel sy poivre. Arotsaka ny tomate sy oignon. Tsy atao masaka be. Aroso avy hatrany.

Ron'akoho sy angivy
Ron’akoho sy angivy

Fanamarihana

  • Esorina foana ny voan’ny sakay alohan’ny anendasana azy fa tsy mahasalama.
  • Ny vaha-olana ra toa ka tia sakay na epice be ianao anefa tsy mahazaka fa misy mony foana isaky ny avy mihinana dia ny fisotroana rano betsaka. Ra toa mbola tsy afak’izay dia tsara ra manantona dermatologue avy hatrany.

Mazotoa homana!

Nanolotra: Rova Andriantsoa.

Cet article a été écrit par Gaël RAKOTOVAO

Salut, c’est Gaël R., Ingénieur et responsable de projet chez Mada Creative Agency. Je suis spécialiste en marketing digital certifié par Google : 12 ans d'expérience maintenant dans le domaine du Référencement Naturel SEO. Je peux vous former en SXO (SEO + expérience utilisateur UX, c'est la nouvelle tendance en référencement web). Si vous êtes TPE/PME, je peux vous aider à développer votre présence en ligne sur le web. Si vous êtes tombés sur cette page, c'est que ça marche, non ;). Aussi, je rédige régulièrement du contenu et des actus. Ma passion c'est : - la photographie, , d'ailleurs vous pouvez voir mon portfolio de paysages de Madagascar sur cette page sur istock. Je peux également vous former aux techniques de photographie + post traitement sous Lightroom. - les crypto-monnaies : je peux vous former au minage de crypto-monnaies, c'est plus ma spécialité. - le voyage : eh bien, je suis guide touristique attesté par le Ministère du Tourisme. N'hésitez pas à me contacter par courriel : rakotovao.gael@gmail.com ou au Téléphone : +261 (0) 32 82 372 94 . A bientôt !