Fifaninanana hidirana ho mpianatra zandary 2019

Fifaninanana hidirana ho mpianatra zandary 2019-2020

Fifaninanana hidirana ho mpianatra zandary 2019 👮 1200 isa no ilaina, Zatovolahy (20-30 taona, 1m68 farafahakeliny), zatovovavy (20-28 taona, 1m63 farafahakeliny), Datin’ny fifaninana: 23 sy 24 novambra 2019, Daty fara-fanaterana ny atontan-taratasy: 23 oktobra 2019 Fanazavana feno momba ny fifaninanana hidirana ho mpianatra zandary Fifaninanana hidirana ho mpianatra zandary andiany faha 75 taona 2019-2020. Ny … Lire la suite