Lasopy malagasy

Lasopy gasy - Lasopy malagasy

Lasopy malagasy, hoentina hanafanana vatana amin’ny izao ririnina izao. Mitovitovy amin’ilay recette soupe chinoise gasy ihany. Lasopy malagasy Isan’ny olona: 4 Fotoana  ikarakarana azy : 15 mn Fotoana  iketrehana azy : 10 mn Akora ilaina Paty gasy gingembre, sel, poivre nofo kisoa, akoho, nofon-ken’omby, atody champignons noirs coriandre, ciboulette rano Fikarakarana Lasopy malagasy Andrahoina amin’ny … Lire la suite