Soupe Tamatave : navoakan’ny Gastro Pizza ny tsiambaratelony

Soupe Tamatave

Faly miaharaba atsika rehetra izay mankafy ny bouillon de Soupe tamatave. Ato amin’ny lakozia ary isika izao dia andeha hanontaniantsika i Chef Veve ny fomba fikarakarana azy. Izy no haneho amitsika oe tahaka ny ahoana ny fanaovana ny bouillon. Ahoana ary ny fomba fikarakarana ny bouillon de soupe Tamatave? Mba ahazoana  fahasalamana tsara dia tsara … Lire la suite