Sakafo misy saosety 4 afaka atao laoka

Saosety sy totokena

Andramo anie hoe zaza tsy tia sosety no omena ity laoka manaraka ity fa ho hitanao fa tonga izy dia mahalany betsaka avy hatrany: saosety sy totokena. Saosety sy totokena Isan’ny olona: 4 Fotoana hikarakarana azy: 5 mn Fotoana hiketrehana azy : 30 mn Akora ilaina Saosety maromaro, Totokena, Voatabia, Tongolo, Rano, Sira, poivre, Tamotamo … Lire la suite