Ravitoto sy voanjo

voanjo sy ravitoto

Ravitoto sy voanjo indray ny laoka ra toa ka tsy tia henakisoa sy ravitoto. Gasygasy tsara. Ravitoto sy voanjo Isan’ny olona: 4 Fotoana ikarakarana azy : 15 mn Fotoana iketrehana azy: 45 mn Akora ilaina ravitoto (1000 ar), 2 gousse d’ail, sel, sucre, eau, arachide (voanjo 1 kapoaka) Fikarakarana voanjo sy ravitoto Andrahoina amin’ny rano … Lire la suite