Ravitoto sy voanjo indray ny laoka ra toa ka tsy tia henakisoa sy ravitoto. Gasygasy tsara.
Sommaire
Ravitoto sy voanjo
Isan’ny olona: 4
Fotoana ikarakarana azy : 15 mn
Fotoana iketrehana azy: 45 mn
Akora ilaina
- ravitoto (1000 ar),
- 2 gousse d’ail,
- sel, sucre, eau,
- arachide (voanjo 1 kapoaka)
Fikarakarana voanjo sy ravitoto
- Andrahoina amin’ny rano misimisy ny ravitoto.
- Rehefa misasaka ny rano, arotsaka ny ail sy sel sy sucre kely dia avela hiketrika.
- Rehefa manomboka kelikely sisa ny rano dia arotsaka ny voanjo manta voatoto. Araka izay itiavana azy na ritina na atao ketsaketsa.
Fanamarihana
- Le voanjo no atao solona menaka eto, zany hoe tsy asiana menaka intsouny.
- Ny asan’ilay sucre eto dia mampalefaka lay ravitoto indrindra hoantsika marary vavony.
- Azo atao koa ity recette somary mifanohitra amin’ny voalaza eo ambony io: tenehina elaela ny voanjo voatoto vao asiana tongolo ary farany vao asiana ravitoto tsy de atao masaka loatra.
Veuillez noter l'article :