Ra toa ka somary tsy de salama na koa reradreraka dia ity recette de Soupe de riz ity atao.
Soupe de riz
Isan’ny olona: 4 personnes
Fotoana ikarakarana azy : 10 mn + temps de pause: 1h
Fotoana iketrehana azy : 10 mn
Akora ilaina
- riz,
- huile, sel,
- viande de poulet
- viande de porc
- gingembre, poivre,
- salade,
- oeuf.
Fikarakarana Soupe de riz
- Lomana adiny 1 amin’ny rano mandifotra azy sy huile kely ary sel ny vary.
- Mandritra izay dia tetehina ny taolan akoho sy taolan-kisoa ary gingembre.
- Endasina kosa ny nofon akoho misy sel sy poivre dia atokana.
- Esorina ao anaty ro ny taolana dia andrahoina ao ny vary mandra-paha potika, mixer-na raha ela.
- Arotsaka anaty vary ny akoho sy salade sy atody manta ary aroina.
Fanamarihana
Azo atao koa hoe: izy voalona rano sy menaka iny dia cocote minute no andrahoina ny vary. Sady malemy no marihitra.
Mazotoa!
Veuillez noter l'article :