Ito ary ny canape malagasy! Tsotra dia tsotra. Natao madinidinika izy ireto fa ho an’olona maro.
Isan’ny olona: 4
Fotoana hiketrehana azy: 0 mn
Fotoana hikarakarana azy: 15 mn
Canapé malagasy
Akora Ilaina
- Pain de mie,
- Mayonnaise, ketchup,
- Carotte,
- Vinaigrette,
- Charcuterie.
Fomba fikarakarana Canapé malagasy
- Zaraina 4 ny pain de mie (1 tranche zaraina 4).
- Osorana mayonnaise sy ketchup efa nafangaro tsara.
- Apetraka eo ambony tranche de carotte efa nolomana vinaigrette 12h mialoha. Ary farany dia apetraka ny tranche de charcuterie (cervelas teto).
Mazotoa homana!
Veuillez noter l'article :