Mi-sao gasy gasy.
Isan’ny olona: 4
Fotoana hikarakarana azy: 5 mn
Fotoana hiketrehena azy: 15mn
Akora ilaina
- Pates (nuilles ou pates fraiches faites maison, ou paty gasy ou spaghetti)
- Toto-kena
- Sel, sauce soja
- Carottes,
- Haricots verts
- Courgettes
- Pak choi (bemol)
- Huitre
- Nuoc mam
- Coriandre
- Ciboulettes
- Huile de sesame (facultatif)
Fikarakarana Mi-sao gasy

- Andrahoina ny pates dia atokana (nouilles na pates fraiches faites maison na paty gasy no tsara fa spaghetti no nisy tato).
- Endasina ny toto-kena, asiana sel dia atokana.
- Endasina ny carottes sy haricots verts voatetika lavalava, asiana sauce soja sy sel. Rehefa masaka nefa mbola croquants, arotsaka ny courgette sy pak choi (bemol), tsy atao masaka be.
- Arotsaka ny toto-kena sy sauce huitre na nuoc mam (sauce de poisson) sy pates sy coriandre sy ciboulettes.
- Farany rarahana huile de sesame raha misy.
Mazotoa homana!

© Rova Andriantsoa