Compote de pommes maison

Somary tsy dia salama ka compote de pommes maison no tsarotsaroan’ny vava. Tsotra kely ny fanaovana azy.

Isan’ny olona: 4

Fotoana ikarakarana azy: 10 mn

Fotoana iketrehana azy : 30 mn

Akora ilaina

 

  • 1kg de pommes,
  • eau, sucre,
  • jus de citron (facultatif),
  • vanille (facultatif),
  • poudre de canelle (facultatif)

 

Fikarakarana compote de pommes maison

 

  1. Voasana ny 1kg de pommes. Zaraina efatra ireo pommes dia esorina ny voany.
  2. Atao anaty vilany ireo pommes. Asiana rano hatreo amin’ny atsasaky ny pommes dia asiana sucre. Ny quantite de sucre dia arakaraky ny pommes hoe marikivy sa mamy. Afaka asiana jus de citron kely, vanille ary poudre de cannelle.
  3. Andrahoina amin’ny afo malefaka ka rehefa malemy dia aroina ho potika tanteraka.
  4. Rehefa marihitra tsara dia avela hangatsiaka dia ampidirina frigo hangatsiaka tsara
compote de pomme facile
compote de pomme facile

Fanamarihana

 

Azo atao koa hoe rehefa akaiky ho masaka de asiana menaka roa sotro de avela ho ritra tsara.

 

Mazotoa homana!

© Rova Andriantsoa