Crevettes panées vita nahandro gasy afaka ampiarahina aminy vary sosoa, miam!
Isan’ny olona: 4
Fotoana hikarakarana azy: 15 mn
Fotoana hiketrehana azy: 1h 40 mn

Akora ilaina
- Crevette nasorina ny hodiny,
- 1/2 tasy (125 ml) farine,
- 2 atody nokapohina,
- 1 tasy sy tapany (375 ml) chapelure
1/2 c à c sira, - 1/4 c à c poivre,
- 1/4 c à c poudre tongolo gasy,
- Menaka hanendasana,
- citron
Fikarakarana crevettes panées

- Sasana dia hamainina aminy papier absorbant ny crevette. Asiana sira, poivre en poudre ary tongolo gasy.
- Ampandalovina farine, atody ary chapelure dia endasina aminy menaka.
- Atao ambony papier essuie tout rehefa vita dia aroso miaraka aminy citron sy sauce.
Mazotoa ô!
Nanolotra : Holy Elia Tahianjanahary
Jereo ihany koa