Meli-melo de légumes et sauce cockctail

meli-melo de légumesSoso-kevitre entrée gasigasy anio:  meli-melo de légumes et sauce cocktail.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 25 mn

Fotoana hiketrehana azy: 30 mn

 

Akora ilaina

  • Carotte , Haricot verts, Poireau
  • Ovy, Betterave, Persil
  • Jaune d’oeuf dur
  • Mayonnaise
  • Sel, Vinaigre, Oignon, Huile
  • Sucre
  • Ketchup

 

Fomba fikarakarana meli-melo de légumes et sauce cocktail

  1. Andrahoina à la vapeur daholo ny ovy sy ny carotte, haricot verts, vodina poireau ary ny betterave.
  2. Ny ovy asiana vinaigrette sy persil mialoha.
  3. Alahatra ambony plat daholo miaraka amin’ny oeufs mimosa (jaune d’oeuf dur, mayonnaise, persil ary sel).
  4. Aroso miaraka amin’ny vinaigrette ny meli-melo de légumes (oignon, huile, vinaigre, sel ary sucre) ary sauce cocktail (mayonnaise sy ketchup ary sel kely).

 

Mazotoa homana!

 

© Rova Andriantsoa