Gâteau à la fraise fait maison tsotsotra.
Isan’ny olona: 4
Fotoana hikarakarana azy: 25 mn
Fotoana hiketrehana azy: 45 mn
Contenus de la page
Akora ilaina
- 4 œuf
- Fraise 100g
- 200g de farine
- Pate
- Génoise
- 200g de sucre
- Crème chantilly
- Nutella
- Sucre glace
- Huile
Fomba fikarakarana gâteau à la fraise
- Arotsaka ny 4 jaunes d’oeuf avy nokapohana. Arotsaka ny fraise 100g mixe. Aroina mora avy eo.
- Arotsaka ny 200g de farine. Afangaro mora. Afaka asiana levure chimique na tsia.
- Osorana huile sy fafazana farine ny moule. Arotsaka ny pate.
- Alefa ao anaty la four 190° mandritra ny 45mn.

Fanamboarana Génoise
Kapohana en neige ny 4 blancs d’oeuf. Arotsaka tsikelikely ny 200g de sucre dia averina kapohana.

Fanamboarana Crème chantilly
Kapohana ny crème liquide sy ny sucre glace na Hopla sy sucre. Ravahana fraise sy nutella kely avy eo.

Fanamarihana
Afaka mampiasa levure amin’ ny génoise na tsia fa mampalefaka azy ny tsy fampiasana izany.


© Rova Andriantsoa