Gateau à la banane.
Isan’ny olona: 4
Fotoana ikarakarana azy: 30 mn
Fotoana iketrehana azy : 30 mn
Akora ilaina
- 200g farine
- 4 oeufs
- pincée de sel
- 1/2sachet levure chimique (facultatif)
- 150g sucre (pour la pâte)
- 100g sucre (pour le caramel)
- 75g beurre fondu
- zeste de 2 citrons
- huile et farine pour le moule

Fikarakarana gateau à la banane
- Afangaro mandra-paha fotsy ny oeufs sy sucre sy pincée de sel.
- Arotsaka ny beurre fondu (beurre empoina au bain marie na anaty casserole à feu doux).
- Raper-na ny hoditra citrons dia afangaro tsara.
- Arotsaka ny farine sy ny levure efa nafangaro mialoha dia aroina tsara.
- Manao caramel (empoina à feu doux ny sucre, tsy avela ho mainty be fa mangidy). Arotsaka anaty moule, atao mahazo tsara ny sisiny. Alahatra ny bananes voatetika en diagonale.
- Arotsaka ny atsasaky ny pâte dia alahatra indray ny bananes.
- Avy eo dia arotsaka ny ambina pâte.
- Asiana kapoaka na vilany kely mivadika anaty vilany efa misy rano mangotraka, tsy atao mihoatra ny atsasaky ny kapoaka na vilany kely ny rano mba tsy hikasika ny moule.
- Apetraka ambonin ilay kapoaka na vilany kely ny moule misy ny nahandro. Saromana. Avela ho masaka, afo antonony mandritry ny 30mn.
- Toy izao izy rehefa masaka. Andrasana matimaty vao démouler-na.

© Rova Andriantsoa