Pain perdu

Goûter malagasy hain ny rehetra, somary ratsiratsy endrika fa maika: pain perdu.

Pain perdu

Isan’ny olona: 4

Fotoana hiketrehana azy: 15mn

Fotoana hikarakarana azy: 10 mn

Pain perdu
Pain perdu

Akora Ilaina

  • mofo 2;
  • atody 2;
  • siramamy 100 g;
  • ronono 25 cl;
  • menaka na dobera kely.

Fomba fikarakarana pain perdu

  1. Tetehina fisapisaka eo amin’ny 2cm eo ny mofo 2.
  2. Kapohana ny  2 oeufs sy 100g de sucre, arotsaka ny 25cl de lait masaka.
  3. Ampandalovina anaty lait sy sucre sy oeufs ny mofo, somary potserina hiala ny excédent mba tsy halemy be.
  4. Empoina anaty lapoaly ny beurre na huile kely dia endasina ny mofo.

Fanamarihana

Azo tsy asiana atody.

Mazotoa homana!