Site icon Voyage à Madagascar

Poulet rôti aux herbes de Provence

Poulet rôti aux herbes de Provence revisitée.

Poulet rôti aux herbes de Provence

Isan’ny olona: 4 personnes

Fotoana ikarakarana azy: 10 mn

Fotoana iketrehana azy : 30 mn

Akora ilaina

Fikarakarana Poulet rôti aux herbes de Provence

  1. Osorana sel sy poivre ny akoho rehefa voasasa tsara.
  2. Afanaina ny menaka (tsy mila betsaka) dia endasina ao ny akoho, atao dorées tsara daholo ny faces rehetra (atao mahery ny afo).
  3. Rehefa mendy ny akoho dia asiana rano 1l, atao malefadefaka ny afo ho masaka tsara.
  4. Rehefa misasaka ny rano dia arotsaka ny ail sy gingembre ary avela hiketrika.
  5. Rehefa akaiky ho ritra dia arotsaka ny herbes de Provence (eny amin’ny grandes surfaces no ahitana azy). Raha tsy misy herbes de Provence dia azo soloina thym na romarin. Avela ho ritra tsara ny rano ka ho mendimendy.
Poulet rôti aux herbes de Provence

Fanamarihana

Mazotoa homana!

Veuillez noter l'article :
Quitter la version mobile