Beureck na crêpe salées panées na rouleau de printemps

Recette de Beureck na crêpe salées panées na koa rouleau de printemps amin’ny fomba malagasy.

Isan’ny olona: 4

Fotona ikarakarana azy: 1h20 mn

Fotoana iketrehana azy : 20 mn

Beureck na crêpe salées panées na rouleau de printemps

Akora ilaina

  • 3 oeufs,
  • 1/2 càc de sel,
  • 1 càs de sucre,
  • 250 g de farine,
  • 75 cl d’eau froide,
  • huile,
  • jambon et fromage dur ou viande hachée ou viande de poisson,
  • chapelure,
  • sauche bechamel (facultatif),
  • salade (facultatif)

Fikarakarana Beureck na crêpe salées panées

rouleau de printemps
rouleau de printemps
  1. Pate à crêpe pour 10 pieces: kapohana ny 2 oeufs sy 1/2càc de sel sy 1 càs de sucre sy 2 càs d’huile. Arotsaka ny 250g de farine sy 75 cl d’eau froide. Avela haka repos 30 mn à 1h. Endasina maina. Amin’ny voalohany ihany no osorana huile ny lapoaly.
  2. Rehefa voaendy dia asiana farce dia rouler-na toy ny nem. Ny farce teto dia jambon sy fromage dur en dés no natao fa azo soloina izay tiana ihany koa, ohatra hoe nofo-trondro na toto-kena sy zava-maitso.
  3. Ampandalovina atody voakapoka, avy eo chapelure dia endasina amin’ny menaka mafana tsara. Azo ampiarahana amin’ny sauce bechamel na koa salade.
crêpe salées panées
crêpe salées panées

Fanamarihana

  • Tsy azo ampiasaina ny ronono rehefa misy fromage ny farce na manao sauce bechamel satria matavy loatra. Fa raha toa ka crêpe salée ka tsy misy fromage ny farce na sauce dia soloina ronono.
  • Mihaja be koa ra atao champignon de Paris sy akoho endasin amin’ny beurre de asiana anis kely. Présentena amin’ny plat ovale lavalava dia salade sy tomate en rose no déco.
  • Azo ampiarahana amin’ny sauce blanche ihany koa.

Mazotoa homana!

Beureck
Beureck
Veuillez noter l'article :