Van-Tan hoy ny sinoa, Ravioli hoy ny italiana.
Isany: 25
Fotoana ikarakarana azy: 25 mn
Fotoana iketrehana azy : 10 mn
Contenus de la page
Akora ilaina
- 250 de farine,
- 2 oeuf,
- 25cl d’eau,
- 1 càs d’huile,
- 1/2 càc de sel,
- 175 g de viande boeuf ou de viande de porc,
- céléri,
- 1 càs de fécule de manioc, 1 càs de sauce soja et 1 càc de sucre;
- sel, poivre, gingembre,
- os de poulet,
- os de porc,
- crevettes (facultatifs)

Fikarakarana Van-tan
Fikarakarana pâte pour 25 pièces
- Afangaro ny 250g de farine sy 1 oeuf sy 25cl d’eau chaude sy 1 càs d’huile sy 1/2 càc de sel. Alefa tsikelikely ny rano fa arakaraky ny qualite de farine.
- Rehefa mitambatra tsara dia kosehina halama, asiana repos 15mn.
- Fisahana manify dia manify.
- Manao ronds amin’ny lohana verre, asiana farce dia akatona tsara ny sisiny tsy hipotsaka. Azo tsindrina amin’ny fourchette.
Fikarakarana Farce
Mixer-na ny nofon’omby na kisoa 175g sy celeri kely sy 1 càs de fecule de manioc sy 1càs de sauce soja sy 1càc de sucre sy 1 oeuf sy sel ary poivre.
Fikarakarana bouillon
Mixena ny taolan’akoho sy taolan-kisoa sy sel sy gingembre. Mety koa lohana crevettes ka ny crevettes mixer-na miaraka amin’ny hena.

Mazotoa homana!
© Rova Andriantsoa