Pâtes garnie na pâtes sèche ihany koa no fomba filàza azy.
Isan’ny olona: 4
Fotoana ikarakarana azy: 20 mn
Fotoana iketrehana azy: 20 mn
Akora ilaina
- Nouilles na paty gasy,
- ail, gingembre, sel, poivre, épices, eau,
- sauce soja,
- miel,
- viande de porc ou viande de bœuf,
- champignons noir,
- œuf,
- ciboulette,
- coriandre.
Fikarakarana pâtes garnie
- Andrahoina ny nouilles dia atokana, ny paty gasy koa mety tsara.
- Lomana ail sy gingembre sy sauce soja sy miel kely sy sel sy poivre sy ny epices ny nofon-kisoa na omby dia endasina.
- Manao omelette dia tetehina lavalava.
- Lomana rano mamay ny champignons noirs dia tetehina lavalava.
- Esorina anaty lapoaly ny hena mendy dia atao kasoka ao ny pates.
- Atao anaty lovia ny pates, atao eo amboniny ny hena sy omelettes sy champignons noirs dia rarahana ciboulette sy coriandre.
Mazotoa homana!
© Rova Andriantsoa
