Soupe de riz Malagasy

Ra toa ka somary tsy de salama na koa reradreraka dia ity recette de Soupe de riz ity atao.

Isan’ny olona: 4 personnes

Fotoana ikarakarana azy : 10 mn + temps de pause: 1h

Fotoana iketrehana azy : 10 mn

Akora ilaina

 

  • riz,
  • huile, sel,
  • viande de poulet
  • viande de porc
  • gingembre, poivre,
  • salade,
  • oeuf.

 

Fikarakarana Soupe de riz

 

  1. Lomana adiny 1 amin’ny rano mandifotra azy sy huile kely ary sel ny vary.
  2. Mandritra izay dia tetehina ny taolan akoho sy taolan-kisoa ary gingembre.
  3. Endasina kosa ny nofon akoho misy sel sy poivre dia atokana.
  4. Esorina ao anaty ro ny taolana dia andrahoina ao ny vary mandra-paha potika, mixer-na raha ela.
  5. Arotsaka anaty vary ny akoho sy salade sy atody manta ary aroina.
Soupe de riz
Soupe de riz

Fanamarihana

 

Azo atao koa hoe: izy voalona rano sy menaka iny dia cocote minute no andrahoina ny vary. Sady malemy no marihitra.

 

Mazotoa!

©Rova Andriantsoa.