Bol renversé sy pilons de poulet rôtis.
Isan’ny olona: 4
Fotoana hikarakarana azy: 20mn
Fotoana hiketrehana azy: 20mn
Akora ilaina
- Vary; Menaka; rano;
- Nofon’akoho;
- karaoty; Courgettes;
- Tongolo lay; Sakamalaho; Kotomila;
- Sauce soja;
- Sauce d’huître;
- Fécule de manioc; Maïs;
- Atody;
Fikarakarana Bol renversé sy pilons de poulet rôtis

- Mahandro vary.
- Endasina ho mendy amin’ny menaka kely ny nofon’akoho tetehina en dés.
- Alefa ny karaoty sy courgettes notetehina lavalava sy ny tongolo lay hasiny roa na telo voatetika ary ny sakamalao rapé kely sy kotomila.
- Rehefa ritra dia manao sauce soja sy sauce d’huître sy féculé de manioc na maïs 1 càs ( au pif daolo no nataoko fatrany fa ianao mahita izay mety aminao ).
- Ampina rano kely ireo dia arotsaka anatin’ilay poulet sy légumes ( tokony hahazo fangaro madity )
Manao oeufs au plat arakaraka ny isan’ny olona. - Maka bol dia alefa voloany ny oeuf au plat, manaraka ny légumes, farany ny vary. Tasséna tsara dia avy eo ahohoka anaty vilia dia izay.

Bon appétit !
Mankasitraka an’i Vola Rakotovao nanolotra ny recette.
Jereo ihany koa