Quiche lorraine. Tsy mila crème fraiche ary natao tamin’ny vilany niaraka tamin’ilay tourte aux courgettes.
Isan’ny olona: 5
Fotoana ikarakarana azy : 20 mn
Fotoana iketrehana azy : 30mn
Quiche lorraine
Akora ilaina
- 250g de farine
- 1/2 cuillère à café de sel
- 1 cuillère à café de sucre,
- 3 oeufs,
- 100g beurre,
- poivre,
- 50cl de lait,
- salami ou lardons
Fikarakarana quiche lorraine
- Pâte brisée: 250g farine atao anaty bol mivelatra. Lavahana ny eo afovoany. Atao ao ny sel, sucre, 1 jaune d’oeuf, 100g de beurre malemy. Afangaro aminy lohatanana ireo. Afangaro ao ny farine. Asiana rano mamay kely hampitambatra ny pâte. Tsy volavolaina ela fa vao homogène dia fisahana.
- Osorana beurre na huile ny moule, atao mahazo tsara ny sisiny sy ny coins raha moule rectangulaire na carré dia apetraka ny pâte.
- Omanina ny « appareil »: kapohana ny 2 oeufs sy sel ary poivre. Arotsaka ny 50cl de lait efa masaka dia kapohana hifangaro tsara.
- Apetraka eo ambony pâte ny oignons voatetika en rondelles avy nendasina sy ny salami voatetika en lamelles (na lardons somary nendasina kely).
- Arotsaka ny appareil.
- Apetraka ao anaty vilany gasy maina tsara ny moule. Atao ambony fatapera misy afo malefaka ambany ary mahery ambony sarom-bilany mivadika. cuisson 30mn eo hoe. Raha au four dia 200 degrés en 30mn koa.
Toy izao izy rehefa vita
Mazotoa mamerina !
Veuillez noter l'article :