Salade et Tourte aux Courgettes

salade et tourte aux courgettes miniatureSalade et Tourte aux Courgettes

Isan’ny olona: 5

Fotoana ikarakarana azy : 60 mn

Fotoana iketrehana azy : 40 mn


Akora ilaina

  • Courgettes,
  • Totokena,
  • 250g de farine,
  • 125g de beurre,
  • sel,
  • sucre,
  • huile,
  • 1 oeuf,
  • 25cl d’eau

 

Fikarakarana pâte brisée

Pâte brisée (afaka atao fond pour tarte sucrée ihany koa): atao anaty cul de poule ny farine 250g dia lavahana eo afovoany.Apetraka eo ny 125g beurre malemy , asiana 1/2 cuillère à soupe de sel + 1cuillère à soupe de sucre et 1 jaune d’oeuf. Afangaro ireo ary afangaro ao koa ny farine sy 25cl d’eau tiède raha maina loatra.

Pâte brisée

Pâte brisée

Fraiser la pâte: izany hoe rehefa mitambatra ny ingrédients rehetra dia atosika amin’ny tanana toy izao aminy sary izao mandra-pahazo pâte homogène sy souple fotsiny. Tsy mila travailler-na ela.

Fraiser la pâte

Fraiser la pâte

Zaraina 2 ny pâte ka ny iray atao lehibe kokoa ary ny iray kely kokoa dia samy fisahana tsy manify loatra.

Fisahana ny pate

Fisahana ny pate

Fikarakarana Salade et Tourte aux Courgettes

Atao anaty moule na plat à gratin miosotra beurre na huile ny pâte lehibe,atao mahazo tsara ny sisiny. Apetraka ny atsasaka courgette somary nendasina miaraka amin ny sel sy thym kely .

Apetraka ao anaty moule ny courgette

Atao ao anaty moule ny courgette

Apetraka eo ambony courgette indray ny toton-kena voaendy.

Apetraka eo ambony courgette ny toton-kena

Apetraka eo ambony courgette ny toton-kena

Avy eo dia apetraka eo ambony toton-kena ny ambina courgette.

Apetraka eo ambony toton-kena ny ambina courgette

Apetraka eo ambony toton-kena ny ambina courgette

Saromana tsara amin’ilay pâte kelikely ny excédent de pâte. Fisahana tsara dia anaovana motifs pour décoration. Osorana jaune d’oeuf.

Osorana jaune d'oeuf

Osorana jaune d’oeuf

Atao anaty vilany gasy maina tsy misy fasika ny moule na plat misy ny nahandro.

Atao anaty vilany gasy ny moule

Atao anaty vilany gasy ny moule

Apetraka eo ambony fatapera misy afo malefaka ny vilany. Saromana sarom-bilany mivadika misy afo maherihery eo amboniny. Avela mandritry ny 40mn. Raha atao au four dia 180° na thermostat 6 pendant 40mn.

Apetraka eo ambony fatapera ny vilany

Apetraka eo ambony fatapera ny vilany

Toy izao izy rehefa masaka. Mila gérer-na tsara ny afo.

Tourte aux courgettes

Tourte aux courgettes

 

Salade et Tourte aux Courgettes

Salade et Tourte aux Courgettes

Mazotoa homana!

© Rova Andriantsoa