Poulet farci facile: akoho nampiarahina amin’ny toto-kena
Isan’ny olona: 4
Fotoana ikarakarana azy: 20 mn
Fotoana iketrehana azy : 40 mn
Poulet farci facile
Akora ilaina
- akoho 1
- 2 gousses d’ail
- gingembre
- oignons maromaro
- thym sy sel sy poivre
- huile 2 càs
- nofon-kisoa 250g
- carotte lehibe 1
- rano 2 verres raha poulet de chair ary 6 verres raha akoho gasy
Fikarakarana poulet farci facile
- Afangaro ny atsasaky ny ail sy gingembre sy atsasaky ny thym sy sel sy poivre sy huile.
- Osorana ny fangaro ny akoho ary tsatohana fourchette hiditra ny tsiro. Avela hilona 4h ary avadibadika.
- Tetehana madinika ny nofon-kisoa sy oignon dia afangaro. afangaro ao koa ny ambina ail sy thym sy sel sy poivre.
- Asesika anaty akoho ny farce.
- Fatorana aminy kofehy ny taolana aminy feny. Ny ahy teto kofehy fanjairana no-tripler-na.
- Atao anaty vilany ny akoho efa farci sy marinade nandomana azy sy rano ary carotte vaventy. Avela hiketrika ary avadika rehefa misasaka ny rano ho masaka tsara. Rehefa ritra avela ho mendimendy ny farces rehetra.
Veuillez noter l'article :

Gaël Rakotovao, ingénieur d’études et d’exploitation puis diplômé de l’École Supérieure Polytechnique d’Antananarivo et actuellement CTO chez Mada Creative Agency, est également photographe passionné spécialisé dans les paysages, la culture et la cuisine malgache. Il cumule plus de 15 ans d’expérience en marketing digital, SEO, formation (SEO, photographie, crypto‑minage) et exerce aussi comme guide touristique certifié par le ministère du Tourisme autour de Madagascar.