Salade de riz

Miarahaba ô! Sakafo anio : salade de riz.

Isan’ny olona: 4 ;

Fotoana ikarakarana azy : 15mn;

Fotoana iketrehana azy : 20 mn;

Akora ilaina

  • Vary ( riz);
  • Concombres;
  • Poivrons;
  • Voatabia;
  • Mortadelle;
  • Maïs doux;
  • Huile d’olive;
  • Citron;
  • Oeufs;
  • Oignons;
  • Carottes;
  • Saucissons.

recette salade de riz

Fikarakarana Salade de riz

  1. Andrahoina tsy atao be rano ny vary (in-droa famarana amin’ilay cuiseur de riz ireny).
  2. Tetehina carré kely dia atao anaty bol ny concombres, poivrons, voatabia, mortadelle, ampiana maïs doux. Avy eo asina huile d’olive sy citron ary atokana.
  3. Manao omelette sy oeufs durs dia tetehina carré koa.
  4. Sauténa kely vetivety (tsy mihoatra ny 5mn) amin’ny beurre ny oignons sy ny carottes voatetika madinika dia alefa ao ny vary avy eo.
  5. Afangaroina tsara dia avela hangatsika tsara izay vao atambatra iretsy fangaro hafa.
    Ampiana saucisson en rondelles avy eo.
Salade de riz
Salade de riz

Mazotoa ary e!

Nanolotra : Vola Rakotovao.

A essayer également :

Salade variée malagasy

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *