Pancakes au citron hoy ny américains, tampon-tsatroka ampiarahina amin’ny hoditra citron voakiky hoy isika malagasy: goûter atao hoan’ankizy rehefa alarobia na asabotsy hariva.
Isan’ny olona: 4
Fotoana hiketrehana azy: 15 mn
Fotoana hikarakarana azy: 1h et 15 mn
Akora Ilaina
- 2 oeufs;
- sel;
- 150g de sucre;
- 3 càs d’huile ou 75g de beurre fondu;
- 2 citrons;
- 250g de farine;
- 60 cl de lait ou 60 cl d’eau;

Fomba fikarakarana pancakes au citron
- Kapohana ny atody roa sy ny pincee de sel ary ny 150g siramamy.
- Arotsaka ny 3 càs d’huile na ny 75g de beurre fondu. Arotsaka ihany koa ny zeste rapé de 2 citrons sy ny 250g de farine ary ny 60cl de lait na rano, na mihoatra (tsy matsora be toy ny pate à crepe nefa tsy madity koa). Avy eo repos mandritra ny 1h.
- Osorana huile ny lapoaly, alaina amin’ny sotro ny pate dia endasina (azo atao tsirairay lehibebe na maromaro miara-endasina).
Fanamarihana
Mitovitovy Amin’ ny mofo tapenaka na pate a gauffre fa à la poêle ny fanaovana azy.

Mazotoa homana!
Nanolotra: Rova Andriantsoa.