Purée de pomme de terre

Recette de purée de pomme de terre à la façon malagasy. Anisan’ny sakafo faran’izay tian’ny ankizy izy ity ka tsara ra karakaraina ho azy ireo mandritra ny fialan-tsasatra.

Isan’ny olona: 4

Fotoana ikarakarana azy: 10 mn

Fotoana iketrehana azy: 30 mn

Akora ilaina

 

  • 1 kg de pomme de terre,
  • 2 oeufs,
  • 75 g de beurre,
  • sel,
  • muscade rapée (facultatif),
  • poivre

 

Fikarakarana purée de pomme de terre

 

  1. Andrahoina ny ovy 1 kg dia potserina halemy tsara. Atao anaty vilany.
  2. Arotsaka ny 2 jaunes d’oeuf manta sy 75g beurre sy sel sy muscade rapee kely raha misy ary poivre kely.
  3. Rehefa hihinana vao afanaina amin’ny afo malefaka.

 

Fikarakarana Fromage Panée

 

Tetehina tsy manify loatra ny fromage dur, ampandalovina atody voakapoka, avy eo chapelure dia endasina amin’ny menaka mafana be ho vetivety dia mahazo loko nefa tsy mitsonika.

Mazotoa homana!

© Rova Andriantsoa