Sakafo faran’izay mora atao nefa tena ankafizin’ny zaza: purée de pommes de terre et croûton.
Isan’ny olona: 4 personne
Fotoana ikarakarana azy: 10 mn
Fotoana iketrehana azy : 10 mn
Akora ilaina
- 1kg de pommes de terre,
- sel , poivre,
- muscade,
- 100 g de beurre,
- 2 portions de fromage fondu,
- 2 oeufs,
- huile,
- pain.
Fikarakarana purée de pommes de terre et croûton
- Andrahoina ny 1kg ovy dia potserina malemy tsara.
- Atao ao anaty vilany ny ovy, arotsaka ao ny sel sy poivre sy muscade rapée kely (izay fahita eny amin’ny mpivarotra epices) sy 100g beurre sy 2 portions de fromage fondue (vache qui rit, teama etc.) sy 2 jaunes d’oeuf manta.
- Aroina tsara hifangaro, atao afo malefaka.
- Osorana beurre na huile ny lapoaly dia endasina mendy ny mofo dipaina.

Fanamarihana
- Raha zaza latsaky ny 6 mois no ampihinanana azy dia aleo tsy asiana atody sy beurre fa matavy sy mavesatra. Fromage dia ampy, tsy asiana poivre sy muscade koa.
Mazotoa homana!
© Rova Andriantsoa