Cette pistache enrobée de caramel appelée « Cacahuète » est l’un des amuse-bouches préférés des enfants. Voici donc la recette de cacahuète si vous voulez leur en préparer.
Recette pour : 6 personnes
Préparation : 1 min
Temps de cuisson : environ 20 min
Sommaire
Ingrédients
- 1 Kp de pistaches (kapoaka) = environ 250 g
- 250 g de sucre
- De l’eau
Préparation de la recette de cacahuète

Version Fr:
- Caraméliser les 250 g de sucre dans une casserole en ajoutant un peu d’eau.
- Ensuite, verser les pistaches et les mélanger sans cesse jusqu’à ce que tout devienne sec.
- Enfin, mettre le tout dans un plateau et laisser refroidir avant la dégustation.
Bon appétit.
Version Mg:
Fanamboarana Cacahuète
- Arotsaka ao anaty vilany ny voanjo manta 1kapoaka ( 250g eoeo ) sy rano 1 kapoaka sy siramamy 250g.
- Ataingina ambony afo, sady tsy atao mahery be no tsy atao malefaka loatra
- Haroina tsy mijanona rehefa manomboka mangotraka. Dia miha-ritra tsisy ranony. Esorina ambony afo ny vilany rehefa manomboka miha-maina ny nahandro ary tohizana haroina mandritra ny 2-3mn eo dia araraka anaty plat maina sy madio dia vita ny cacahuète.
Fanamarihana
- Raha taraiky ny manala azy eo ambony afo dia miverina mintsonika indray ny siramamy dia lasa bonbon voanjo caramel indray fa tsy mahazo cacahuètte intsony.
- Azo tehirizina anaty boite maina tsara sy madio sy misarona ny cacahuètte rehefa mangatsiaka.
Dia mazotoa daholo ô!