Recette de sauce voanjo

sauce voanjoSauce voanjo na koa hoe sauce dakatine ozy ny Créole. Tsara ra oanina amin’ny brochette de coeur de boeuf na koa akondro endasina.

Isan’ny olona: 4

Fotoana ikarakarana azy: 10 mn

Fotoana iketrehana azy : 10 mn

Akora ilaina

 

  • Pistache (voanjo),
  • Tomates et oignons,
  • sel, poivre, eau

 

Fikarakarana sauce voanjo

sauce voanjo recette

saosy voanjo

  1. Totoina malemy tsara ny voanjo mendy.
  2. Atao anaty vilany ny tomate voatetika madinika sy oignon rapé. Tsy mila menaka.
  3. Rehefa masaka tsara dia arotsaka ilay voanjo voatoto sy sel sy poivre ary rano mandifotra tsara azy. Aroina mandra-parihitra. Kendrena tsy ho may na hiraikitra.

 

Fanamarihana

Sauce voanjo

Sauce voanjo

  • Atao anaty mofo, ihinana vary na lasary, atao laoka: mety daholo.
  • Tsy hoanina be loatra koa anefa fa mankarary kibo.
  • Azo asiana sakay hoantsiak tia sakay.
  • Azo tehirizina anaty boite hermetique tsara ary tsy tsabatsabahana dia atao au frigo. Maharitra 1 semaine ny fitehirizana azy.


Mazotoa homana!

© Rova Andriantsoa.