Fomba fikarakarana Cake (gateau) fait maison aminy fomba Malagasy.
Isan’ny olona: 6-8
Fotoana hiketrehana azy: 50mn (170° ny lafaoro)
Fotoana hikarakarana azy: 10mn
Mora karakaraina!
Akora Ilaina
- Atody 03
- Siramamay 02 pots yaourt
- Menaka 01 pot yaourt
- Yourt nature 01
- Levure chimique 01 sotro lehibe
- Farine 03 pots yaourt
- Extrait de vanille antsasaky ny sotrokely

Fomba fikarakarana Cake (gateau) fait maison

- Afangaro tsara daholo ny atody, siramamy, menaka, yaourt ary ny levure.
- Rehefa vita izay dia alefa tsikelikely ny farine, farany ny extrait de vanille.
- Maka moule cake 2, osorana menaka kely, zaraina roa ilay pate,ary atao anaty moules.
- Ampidirina anaty lafaoro mandritra ny 50mn amin’ny hafanana 170°.

Mazotoa ô!