Tongotr’omby sy tsaramaso: fomba fikarakarana azy

Ny tongotr’omby sy tsaramaso: fomba fikarakarana azy.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 15 mn

Fotoana hiketrehana azy: 06 h

Akora ilaina

  • Tongotr’omby;
  • Sakamalao;
  • Voatabia, tongolo gasy;
  • Sira, Rano;
  • Curry, Thym, Poivre.
  • Tsaramaso
Tongotr'omby sy tsaramaso
Tongotr’omby sy tsaramaso

Fomba fikarakarana Tongotr’omby sy tsaramaso

  1. Andrahoina malemy tsara ny tongotr’omby ka maharitra eo amin’ny tapak’andro eo izany.
  2. Manao saosy voatabia avy eo ka somary atao betsaka mihitsy, miaraka amin’ny sakamalaho, tongolo gasy, thym, dia asiana curry.
  3. Arotsaka ao amin’ilay tongotr’omby ilay saosy ka tsy adino ny sira sy poivre.
  4. Ampiana rano dia avela hiketrika hiaraka tsy atao ritra fa atao misimisy ny rano satria madity ilay izy amin’ilay tongotr’omby.
  5. Arotsaka ny tsaramaso maina efa masaka tsara dia afangaro.

Mazotoa homana!

Fanamarihana

Tsaramaso sy tongotr'omby
Tsaramaso sy tongotr’omby

2 commentaires sur “Tongotr’omby sy tsaramaso: fomba fikarakarana azy”

  1. Salut Tatiana,
    Originaire de Madagascar mais vivant à Paris depuis fort longtemps, et ne parlant pas (ou très peu) le malgache, vous serait-il possible de mettre également une traduction de vos recettes en français ?
    D’ailleurs, est-il possible que le contenu de votre site soit dans les 2 langues : malgache et français ?
    Bonne continuation à votre site que je trouve formidable !
    Bien à vous,
    Mareva

    1. Bonjour Mareva, merci pour votre commentaire. Nous avons bien pris en compte vos suggestions. Nous allons retravailler sur les recettes pour vous fournir les versions françaises dans quelque temps. Merci encore et à bientôt.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *