Boulettes aux pommes de terre

Laoka mora atao sady efa fanaon’ny rehetra fa amin’ny endriny hafa kokoa: Boulettes aux pommes de terre. Azo ampiarahina amin’ny romazava sy lasary tsara.

Isan’ny olona: 4

Fotoana ikarakarana azy: 10 mn

Fotoana iketrehana azy : 30 mn

Akora ilaina

 

  • 6 unités Pommes de terre (ovy),
  • 1 œuf,
  • sel, poivre, gingembre, ail,
  • 200 g de viande haché (toto-kena)

Fikarakarana boulettes aux pommes de terre

 

  1. Raper-na madinika ny ovy, potserina amin’ny tanana hiala ny ranony.
  2. Afangaro amin’ny ovy manta rapé iny ny toto-kena sy 1 oeuf sy sel sy poivre sy gingembre ary ail.
  3. Volavolaina ho boulettes somary vaventy fisapisaka dia endasina.

Fanamarihana

 

  • Rah toa ka ataorana iparitaka ilay boulettes dia azo endasina dia asina lafarinina kely mba tsy ampiparitaka azy.
  • Azo soloina carotte rapé ny ovy.
  • Azo asiana sauce voatabia na tongolo ihany koa ra tiana izany.
Boulettes aux pommes de terre
Boulettes aux pommes de terre

Mazotoa homana!

©Rova Andriantsoa