Caca pigeon maison en mode économique

Tsy hita intsony izay natao gouter-ny ankizy omaly ka nanamboatra caca pigeon maison en mode économique.

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 20 mn + temps de pause 30mn

Fotoana hiketrehana azy: 20 mn

Akora ilaina

  • 200g farine
  • 1 œuf
  • 1 càs huile
  • 1/4 càc sel
  • 1 càs de sucre
  • Rano

Fomba fikarakarana caca pigeon maison en mode economique

  1. Afangaro amin’ny 200g farine ny 1 oeuf, 1 càs huile, 1/4 càc sel ary ny 1 càs de sucre ka asiana rano mafana kely juste mampitambatra ny pate. Kosehina halama tsara avy eo. Atao repos 30mn ka saromana lamba.
  2. Fisahana ny pate dia tetehina vaventiventy. Endasina (ny ahy menaka tena kely fa aroina matetika).
Caca pigeon malgache
Caca pigeon gasy

Fanamarihana

  • Afaka asiana levure chimique fa ½ càc ihany.

© Rova Andriantsoa