Efa nozaraina teto ny tsa tsiou vita malagasy. Anio ndray isika izara ny Cotelette laquée – Tsa tsiou.
Isan’ny olona: 4
Fotoana hiketrehana azy: 15 mn
Fotoana hikarakarana azy: 2h 15mn
Akora Ilaina
- Ail, gingembre,
- 4 épices,
- sauce soja,
- miel,
- huile, poivre, sel, eau ,
- côtelette 500 g.

Fomba fikarakarana Cotelette laquée – Tsa tsiou
- Lomana adiny 2h ny ail sy gingembre sy 1 càs de 4 épices sy 3 càs de sauce soja sy 3 càs de miel sy 3 càs d’huile sy poivre ary sel kely ny côtelette 500g.
- Atao ao anaty vilany ireo dia asiana rano 1 verre. Avela hiketrika.
- Rehefa miha-ritra dia avela ho caramélîsées ny 2 faces nefa tsy atao mainty be koa manjary mangidy.
Mazotoa homana!
Nanolotra: Rova Andriantsoa.